Dikan'ny teny : kobona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Firakofana ny te-na manontolo hatrany amin' ny loba, tsy ho azon'ny rivotra na ny hatsiaka; salobona. 1 t.if.: Kobonina, akobona, voakobona, tafakobona 1 manakobona, fanakobona, mpanakobona 1 anakobonana, fanakobonana 1 mikobona, fikobona, mpikobona likobonana, fikobonana / mahakobona / kobonkobona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel