Dikan'ny teny : kolejy

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. collage) a: Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin'ny Kolejy? 2) Mpianatra amin'ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy. ~ Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin'ny kilasy faharoa no ho miakatra. - Kolejy antitra: olona manam-p ahaizana igagana; olonamahery am-bava, basivava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel