Dikan'ny teny : kolokolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana ny feon'ny vorontsiloza na enti-miantso ny vorontsiloza mihitsy koa. i f.: Kolokoloina, voakolokolo / mikolokolo, fikolokolo, mpikolokololikolokoloana, fikolokoloana / mahakolokolo. Ahitsio
2 a: Tahom-bary ma. niry indray eo amin'ny fototra avy nijinjana, taho avy nanapahana vary mamoaka vary indray. - F.-p.:' Kolokolo dimbin' ny vary: enti-milaza ny taranaka izay misolo ny olona teo aloha, matetika ampiarabina amin'ny hoe "solofo dimbin'ny ala". Ahitsio
3 a.: Fikarakarana a-tao amin'ny zavamaniry na biby na olona mbahisakanana azy tsy ho simba na harary - t.i.f.: Kolokoloina, voakolokolo / manakolokolo, manolokolo, fanolokolo, mpanolokolo / anolokoloana, fanolokoloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel