Dikan'ny teny : kolombianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. colombien) a: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Kolombia (Amerika atsimo): Metisy ny ankabiazan'ny Kolombianina. • p, t.: Momba an'i Kolombia, an'i Kolombia na avy any Kolombia: Volamena sy solitany no vokatra kolombianina be indrindra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel