Dikan'ny teny : kopoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fihetsika sy fikofohan'ny olona voafatotra na voabeda mba hahafaka azy, - t.i.f: Kopohina, akopoka, voakopoka, tafakopoka I manakopoka, fanakopoka, mpanakopoka 1 anakopohana, fanakopohana / mikopoka, fikopoka, mpikopoka I ikopohana, fikopohana 1 mahakopoka 1 kopokopoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel