Dikan'ny teny : korapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahadodonana noho ny fahamaikana, fisahotahana noho ny hatairana ka tsy mahatandrina ny fihetsiky ny tena. - t.i.f.: Korapahina, akorapaka, voakorapaka,tafakorapaka / manakorapaka, fanakorapaka, mpanakorapaka / anakorapahana, fanakorapahana I mikorapaka,fikorapaka, mpikorapakalikorapahana, fikorapahana I mahakorapaka / korapadrapaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel