Dikan'ny teny : korataba

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kotaba a: Antsoantso mafy miharo dondôna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao kotaba be izao, rankizy? - t.i.f.: Koratabaina, akorataba, voakorataba I manakorataba, fanakorataba, mpanakorataba 1 anakoratabana, fanakoratabana / mikorataba, fikorataba, mpikorataba / ikoratabana, fikoratabana I mahakorataba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel