Dikan'ny teny : kotona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo maina na volotsangana norarina mba hipetrahan'ny tafo tamin'ny trano malagasy fahiny. 1 h. i.: Toetran'ny zavatra mikotona tsara sy mifanety, mifanizina fatratra. - t.i.f•: Tafakotona 1 mikotons, fikotona, mpikotona 1 ikotonana, fikotonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel