Dikan'ny teny : kotsetsotsetso

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany. ~ Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely. t.i.f.: Mikotsetsotsetso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel