Dikan'ny teny : labozia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la bougie) a.: Jiro vita amin'ny menak'omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Ma-nome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia. - F.-p.: Labozia gasy, labozia vazaha, labozia savoka. / Mitsatoka ohatra ny labozia: mijanona ela amin'ny toerana iray miandry olona. / Tain-d abozia: ilay zavatra mitsonika manaraka ny lavan'ny labozia izay avy amin'ny fiempoan'ny menaka rehefa mirehitra ny labozia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel