Dikan'ny teny : laditra

1 a.: Tsy rototra sy mitaredretra, tsy maika fa toy ny milalao raha manao zavatra. i t, t f.: Ladirina, voaladitra / miladitra, filaditra , mpiladitra / iladirana, filadirana / mahaladitra / ladidaditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel