Dikan'ny teny : lady

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Hafainganana, hakingana. 1 Hafainganana mandre, mahamasaka sakafo, hafainganan-tsaina. - t.i.f.: Malady / maladilady / mahaladilady / halady. Ahitsio
2 a.: Fikisahana amin'ny tany, fananihana, fandehanana amin'ny tanana sy ny tongotra. 1 h.o.: Fandokadokafana tafahoatra. - t.i.f: Ladina, tafaladina / mandady, fandady, mpandady I andadiana, fandadiana / ladilady / miladilady, filadilady, mpiladilady I iladiladiana / mahaladilady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel