Dikan'ny teny : lafatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. - t.i.f.: Lafarana na lafarina, alafitra, voalafitra I mandafatra, fandafatra, mpandafatra I andafarana, fandafarana 1 mifandahatra / ifandafarana, fifandafarana / milafatra, filafatra, mpilafatra 1 ilaf ara-na, filafarana / mahalafatra / lafadafatra. - F,-p.: Tia lafatra: tia mainpakatra ady amin'ny fitsarana. / Tay mila lafatra: tsy mi-la mpitsara fa manao mpitsara tena, manao teniko fe andriana, manao teny tsy valiana. Ahitsio
2 a.: Ambaratongam-pahefana, fari-p ahef ana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana 1 Lalàna mbamin'ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao. • F,-p.: Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin'ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra ft? karatrao it? fa tsy uoatomboka sy tsy uoaisy sonia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel