Dikan'ny teny : lafika

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Izay rehetra atao ao ambanin'ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik'it? fandriana it? fa efa fisaka loatra / Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fia-sana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako. / Fisotro sotroina alohan'ny sakafo, na koa zavatra tsaldtsaky hanina alohan'ny handraisana zava-pisotro. / Zezika atao amin'ny tanimboly alohan'ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry. - t.i.f.: Lafihana, alafika, voalafika, tafalafika I mandafika, fandafika, mpandafika 1 andafihana, fandafihana I milafika, filafika, mpilafika / ilafihana, filafihana 1 mahalafika llafidafika. - F.-p.: Maitso lafika: entimilaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin'ny lafipandriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel