Dikan'ny teny : lafo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin'it? fa tafakatra roa ambin'ny folo ny kilao. 1 Efa lasan'olona: Enta aty hojereko io satroka io fa houidiko. — Efa Iafo io, tompoko. - t.i.f.: Mahalafo, halafo, fahalafo, halafosana, fahalafosana I lafolafo 1 milafolafo, filafolafo, mpilafolafo 1 ilafolafoana, filafolafoana. - F.-p.: Lafo aida: tafahoatra amin'ny tokony ho vidiny. f Tsy lafo uoamena: entina milaza olona na zavatra tsy misy vidiny, tsinontsinona. * Ohab.: Ombalahy lafon'ny vauany (na ny feony): ny tanjaky ny omby no mazàna jeren'ny mpampiady omby raha mividy omby izy, fa tsy ny fitrenany akory; koa it? ohabolana H.S., dia enti-milaza ny olona izay zavatra tsy dia manao ahoana loatra no mampisy vidiny azy. ¶ M. h.: Sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny. — Manao taro: manao sarotra, mivaro-bolony. Ahitsio
2 (Ski) a: Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian'ny maingoka ny voatsindrony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel