Dikan'ny teny : lahasa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Asa, raharaha: Mizara lahasa amin'ny mpiasa 1 Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo. 1 Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan'ny lahasa mafy amin'ny fambolena / (teny tranainy) Loko manjamanja. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel