Dikan'ny teny : lahatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitohitohizan-javatra na olona manaraka fitsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana: Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany. / Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel