Dikan'ny teny : lahindefona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lehilahy nianatra ny ady an-defona ka tonga nahay fatratra amin' ny tora-defona, tombo-defona, fiarovan-tena amin'ny ampinga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel