Dikan'ny teny : laina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fahazotoan-komana. • Tsy faharisihana hanao zavatra, hakamoana, fidonanaham-poana: Ny zoto ahandroana, ny laina itonoana. i t if.: Malaina, malaindaina / mahalaina 1 ahalainana, fahalainana 1 kalaina. - F.-p.: Manaran-daina: manaram-po amin'ny fahalainana. * Ohab.: Ny mandeha tsy zoto, ny mijanona tsy laina: adidy no aleha ary andraikitra no ijanonana, ka izay mahatsara zavatra no atao, fa tsy hoe akory izay mande-ha dia olo-mazoto ay izay mijanona dia olo-malaina. / Ny zoto ahandroana, ny lai-na itonoana: ny malaina hahandro homana ny tsizarizary fa ny mazoto kosa mihinana ny masaka: izay malainkisahirana tsy mba manana ny tsaa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel