Dikan'ny teny : lainga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Filazana mifanohitra amin'ny marina: Vaky ny laingan'Isambilo; hay falzafolo izy fa tsy voalohany. • Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin'ny lainga io olona io. ¶ M. h.: Fitaka. i t.if•: Laingaina, voalainga / mandainga, fandainga, mpandainga / andaingana, fandaingana / mahalainga 1 laingalainga, tsilaingalainga, kilaingalainga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel