Dikan'ny teny : laingo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny tendron'ny zavamaniry na ny raviny farany ambony vao niseho, izay milenodenoka sy malefaka izaitsizy. • h.o.: Ny tsara indrindra sy meva indrindra amin'ny zavatra iray: Laingon-kanina. - t.i.f: Laingosana, voalaingo / mandaingo, fandaingo, mpandaingo 1 andaingosana, fandaingosana / mahalaingo 1 laingolaingo. Ahitsio
2 a.: Karazam-bahy maimbomafmbo f of ona amotsiana nif y ny raviny. i t.if.: Laingoana, laingoina, voalaingo 1 milaingo 1 ilaingoana, filaingoana / mahalaingo / laingolaingo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel