Dikan'ny teny : laingomena

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fanao haingon-tanĂ na fa mandady mananika amin'ny tamboho na fefy; ny raviny, mivondrona sady betsaka ary ny voniny, misy karazany maro: mavolrely, haboka, mavo tanora na mena midorehitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel