Dikan'ny teny : laisoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. le chou) a.: Karazan 'anam-bazaha nampidirina teto; ny raviny, izay mitangorona mifanosontsosona ka tonga boribory nome-na ny anarana hoe bokondaisoa, no andrahoina miaraka amin'ny hena (alaindro raha amin'ny hen'omby ary ritina raha amin'ny henan-kisoa), somary sarodevonina anefa izy. * F.-p.: Laisoa masombika: Karazan-daisoa ngitangita ravina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel