Dikan'ny teny : lakalaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. * F.-p,: Lakalaka anie Andria manitra: enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an'Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel