Dikan'ny teny : lakilasy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la classe) a.: Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra. ? h. o.: Fianarana, tranon-tsekoly: Tsy mankany an-dakilasy izy fa efa hanambady hono. (Jer. Kilasy)Lakile (fr. la clé) a.: Fanalahidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel