Dikan'ny teny : lakolosy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la cloche) a.: Zavamaneno vita amin'ny halimo, mibika-na vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy. Ahitsio
2 a: Fomban-drandram-bolo fanao amin'ny volon'ankizy: avbna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel