Dikan'ny teny : lakozia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la cuisine) a.: Trano fanaovana nahandro: Tsy miala ao an-dakozia foana io salsa io. - F.-p.: Talen-dakozia: lehiben'ny mpahandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel