Dikan'ny teny : lalambika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. alambic) a.: Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin'io ny entona dia manjary ranomason-takotra azo angonina indray. Ny lalambika dia ilaina amin'ny fanasitiliana ny alkaola. --as Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel