Dikan'ny teny : lalamby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan'ny kodiaran'ny masinina, lzay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan'ireo bars vy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel