Dikan'ny teny : lalantsara

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Efitra elanelany natao ho toa lalana handalovana alohan'ny hidirana ao anatin'ny tena efitra. - F,-p,: Vaky ialantsara: enti-milaza trano misy efitra elanelanin'ny lalantsara, andaniny avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel