Dikan'ny teny : lalaovina

Hampiditra dikany vaovao
1 anaovana vazivazy: Aza kinianiavina toy izao ah o. Ahitsio
2 (lalao) mt ih. (lalaovy): Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaouin' ny salsa ilay kiborin-taretra. - Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaouinareo ange, rankizy, io vehivauy adala io. 1 Andaniana andro amin'ny fanaranam-batana: Holalaoutny fotsiny io uehivavy io fa tsy halainy ho vady velfuely akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel