Dikan'ny teny : lalimanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin'ny maloto ary matetika manatody eny amin'ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. * F.-p, :Manao lalimanga: kamo tsy miasa fa mandehandeha fotsiny ombieny ombieny, manao asa milalotra ela. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel