Dikan'ny teny : lamaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lama) mt.ih. (lamao): Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo. ~ Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel