Dikan'ny teny : lamaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fandriana midaboka amin'ny tany. - t.i.f.: Alamaka, voalamaka, tafalamaka / mandamaka, fandamaka, mpandamaka l andamahana, fandamahana / milamaka, filamaka, mpilamaka I ilamahana, filamahana / mahalamaka / lamadamaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel