Dikan'ny teny : lambamena

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Lamba vita amin'ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, a-tao famonosana ny maty no-ho izy mafy tsy mety 10, ne-fa ataon'ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin'ny andro iray. * Ohab.: Izay sahy maty no mifono lambamena: ny sahY ihany no mahavita zava-dehibe mendri-piderana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel