Dikan'ny teny : lambo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Kisoa dia: Mihaza lambo. - F.-p,: Lambo resy naLamboresy: ny kisoa. J Lambo sira: henan-kisoa nalona tao anaty sira. / Lambo tsy man-dry: raharaha mbola tsy tapaka, mbola tsy vitre / Manao lambo manoha-dia: mifaninana amin'ny Inhibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy). / Tsy am-boa tsy lambo: tokana irery tsy mana-namana. J Fadindambo amin'amboa: ilazana ireo fady faran'izay mafy. J Tsy amboa tsy lambo: ilazana ny singan-drery tsy misy mPanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza / Manome vohon-dambo: Mamitaka. * Ohab.: Lambo soso-nify ka nentim-paharazana: enti-milaza toetra nananana hatry ny ela, nolovana tamin'ny razana. J Lambolahy mitsako moka: sitrany ahay vaza-mihetsika: mifaly amin'ny kely hita ambara-pahazo izay tadiavina, aleo mihinan-kely toy izay mandry fotsy. Ahitsio
2 Lambolambo a.: Fanaovana izay hampahalamalama hialan'ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. - t.i.f.: Lambolamboin a, voalambolambo lmandanrbolambo, fandambolambo, mpandambolambo / andambolamboana, fandambolamboana 1 mifandambolambo, mampif and ambolambo, mampandambolambo / mahalambolambo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel