Dikan'ny teny : lambomiditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fombandrandram-bolo toy ny randramadfnika ihany amin'ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko siffla; ny ankizy matetika no atao lambomiditra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel