Dikan'ny teny : lamboridy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la bride) a.: Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin'ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin'ny hoe lamboridy nyuy sakambauan-tsoaualy ary ny kofehin-damboridy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel