Dikan'ny teny : lango

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina. • h.o.: Teny malemilemy entina h anam batamb az an a; fandrokirokiana sy tambitamby entina hanambakana na hamitahana. - t.i.f.: Langoina, voalango / mandango, fandango, mpandango 1 andangoana, fandangoana / mahalango / langolango. - F.-p.: Lango malefaka, tan-go malemy: teny atao moramora toa manambitamby, nefa ny hampatoritory ny saina =ana eritreritra no kendrena. ¶ M.h.: Safosiaka mampandry adrisa. * Ohab.: Miteny lango eo imason'ny vary: enti-milaza izay mifosa na manaratsy olona eo imason'ny havany na ny sakaizany. Ahitsio
2 (Atm) a: Vary van. Langody a: Mizara be, izany froe raha be noho ilay zarai na ny mizara: Langody vola: Fizarana ny vola taloha. Langoina (tango) mt ih. (langoy): Tambatambazana, drokidrokina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel