Dikan'ny teny : lanonana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fifaliana misy dihy sy hira ary zavarnaneno ataom-bahoaka eny an-kalamanjana. * Ohab.: Ikala fohy mizaha lanonana; efa mody vao hi tan'ny olona (satria noho izy fohy dia very tany anatin'ny olona tany): enti-milaza zavatra na olona tsy tonga tamin'ny fotoana nilana azy. I Lanonam pahavaratra ka ny maraina ihany no izy (satria matetika mirotsaka ny orana ny hariva): rehefa manao zavatra tokony hifidy ny fotoana mahamety azy indrindra. Q M. h.: Zaika, anjaika, korana, fivoriana, firavoravoana, firiariavana, andro iray, andro iray toa zato, andro tsy maty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel