Dikan'ny teny : laoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin'ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka i ti.f.: Milaoka, filaoka, mpilaoka / ilaofana, filaofana 1 mahalaoka. - F.-p.: Laokan-drano: hazandrano. I Laoka ritra: hena na hazandrano ritina, izany hoe andrahoina tsy misy rano. * Ohab.: Raha mahazo patsa indray mahandro, aza manao tsy ho orin-daoka intsony: ny fiainana dia fiezahana isan'andro tsy tapaka, ka raha mahita ny hohanina anio, tsy tokony hianina amin'izay. / Tanora ratsy fihary ka antitra vao ratsy laoka: tokony hitsinjo ny ho avy; izay tsy mba mihevitra ny hanangona fony tanora, hahantra tsy mba hanana ny metimety rehefa antitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel