Dikan'ny teny : lapa

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Trano itoeran'ny Andriamanjaka. ~ h,o.: Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan'ny fiadanana: Lapan'ny fahasambarana ity irano ity. 1 Trano voafidy hanaovana famorana. - t.i.f.: Milapa, filapa / ilapana, filapana 1 mifandapa 1 fifandapa. * F.-p,: Farim-peo tsy milapa: malahelo ary manenina amin'ny soa tsy natao. I Lapa be: fiarahan'ny olona maromaro samihafa mandry ao amin'ny efitra iray. / Manao lapa marivo: enti-milaza izay tsy manaja ny andalan-tohatra fa avy hatrany, raha misy angatahina, mivantana any amin'ny manam-pahefana ambony indrindra / Mangaron-dapa: mangalatra any an-dopa. 1 Miati-dapa: tonga avy any amin'ny vohitra hafa mba hihfra amin'ny tanĂ na anaovana hasoavana. 1 Miditra an-dapa: miditra amin'ny trano hanaovana hasoavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel