Dikan'ny teny : lapely

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la pelle) a,: F'iasana misy lelany vy somary kaoka miditra amin'ny zarany hazo, ka ampiasaina amin' ny fisorohana tany kikisana na ahitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel