Dikan'ny teny : latsa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin'izay voa tamin'ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin'izany ny soanatao taminy. i tif : Latsaina, alatsa, voalatsa 1 mandatas, fandatsa, mpandatsa I andatsana, f andatsana I mahalatsa I latsalatsa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel