Dikan'ny teny : latsahana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Latsafana (latsaka) mt ih. (latsaho, latsafo): lanjerana: Nolatsahan'ny antsy ny tongony ka nantira. ? Asiana: Nolatsahako diamanga ilay mpangalatra ka nidaraboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel