Dikan'ny teny : latsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin'ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka. - t.i.f : Latsiana, na latsina, alatsy, voalatsy I mandatsy, fandatsy, mpandatsy 1 andatsiana, fandatsiana / milatsY, filatsy, mpilatsY / iletsiana, filatsiana 1 mahalatsy 1 latsikely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel