Dikan'ny teny : lava

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t: Tsy fohy: Lava be izany akanjonao Iran y. ? Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' ital. ? a: Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lauan'ity trano it?. / NY sakany sy ny lavany. - t.i.f : Halavaina 1 manalava, fanalava, mpanalava 1 analavana, fanalavana I mahalava 1 lavalava I halavana, fahalavana 1 mihalava I halava, fahalava. ~ M. h.: Avo dia, avo ranjanana, lava ranjanana, lavatsindakana, lavatsipaikona, pakapaka, jango, ranga, jakojako, fizofizo, ezoezo, mitezotezo, lava mitaikotaiko, rapeto, la-va fe, lava sirana, lava dingana, tsy mindran-tohatra, mivahan-tsindrano, mitsororika, fezafeza, joaka (joroaka), mitsororoaka, marezoka, m'r rijarija, mandrindrina, milangalanga, tsy miery an-tsena, jaobe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel