Dikan'ny teny : lavahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lavaka) mt fin (lava-ho): Asiana lavaka: Lavaho kely eto hamboleko katsaka • ho.: Takina: Ananan-dRakoto vola aho ka tavahany foana andro aman'alina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel