Dikan'ny teny : lavaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty Iavaka ny zanany. ~ Loaka amin'ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin'ny lava-panalahidy, ? Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo. { tif: Lavahana, voalavaka / mandavaka, fandavaka, mpandavaka 1 andavahana, fandavahana / mifandavaka 1 mahalavaka 1 lavadavaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel