Dikan'ny teny : lavanty

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la vente) a.: Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra — rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony — no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona. Efa ho lavanty: efa miverimberina tsy misy farany izy izany, efa ho lava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel